Messages récents par Mpanoratra

"Kanefa manan-teny aminao Aho, satria ianao mandefitra amin'ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin'ny sampy". Apokalypsy 2 : 20
Tohiny

"Koa ankehitriny, dia mandehana, fa Izaho no homba ny vavanao ka hanoro anao izay holazainao". Eksodosy 4 : 12
Tohiny

"Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany".  Matio 24 : 14
Tohiny

"Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy". I Timoty 3 : 1
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.