Messages récents par Mpanoratra

"Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra". Hebreo 10 : 36
Tohiny

"Ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra". Efesiana 6 : 18
Tohiny

"Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo". — I Korintiana 15 : 14
Tohiny

"Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana*. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin'ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr'olona afa-tsy izay mandray azy ihany". [*Grika: eklesia]. Apokalypsy 2 : 17
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.