Messages récents par Mpanoratra

"Dia nampianatra Izy ka nanao taminy hoe: Tsy voasoratra hoe va: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra? (Isaia 56:7) fa ianareo kosa efa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy" (Jeremia 7:11).  Marka 11 : 15-17 (and.17)
Tohiny

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana".  Apokalypsy 2 : 8-11 (and.10)
Tohiny

"Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy". Hebreo 5 : 7-10 (and.9)
Tohiny

"Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana". Matio 28 : 1-17 (and.17)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.