Messages récents par Mpanoratra

"Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin'i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin'ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin'ny fivavahanareo amin'Andriamanitra ho ahy". Romana 15 : 30
Tohiny

"Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra". II Timoty 4 : 2
Tohiny

"Isika rehetra dia samy efa nania tahaka ny ondry, samy efa nivily ho amin'ny lalantsika avy isika rehetra; ary nataon'i Jehovah nihatra taminy avokoa ny helotsika rehetra". Isaia 53 : 6
Tohiny

"Fa lazaiko aminareo: Tsy hisy hanandrana ny nahandroko ireny olona nasaiko ireny na dia iray akory aza". Lioka 14 : 24
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.