Messages récents par Mpanoratra

"Ary amin'izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin'Andriamanitra na amin'olombelona mandrakariva". Asan'ny Apostoly 24 : 16
Tohiny

"Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra". Matio 10 : 7
Tohiny

"Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin'ny herin'ny fahalalana Izy". Joba 36 : 5
Tohiny

"Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy amin'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin'ny finoana no ho velona* (Habakoka 2:4)". [*Na: Ny marina ho velon'ny finoana]. Romana 1 : 17
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.