"Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian'ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino". Lioka 14 : 34 - 35
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Raha mitaona anao mangingina ny rahalahinao, zanaky ny reninao, na ny zanakaolahy, na ny zanakao-vavy, na ny vady andefimandrinao na ny sakaizanao izay toy ny ainao, ka manao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrao, na ny razanao), dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaikinao, na ny lavitra anao, hatramin'ny…
Tohiny
"Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany; Tsy hahalala izany va ianareo? Eny, any an'efitra no hanaovako làlana ary any amin'ny tany lao no hasiako ony". Isaia 43 : 19
Tohiny
"Ary ankehitriny, eto anatrehan'ny Isiraely rehetra, fiangonan'i Jehovah, sy eto anatrehan'Andriamanitsika, tandremo sy diniho ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo rehetra, mba hahatananareo ity tany soa ity, sady havelanareo ho lovan'ny zanakareo mandimby anareo, mandrakizay izy. 10. Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà" . I Tantara 28…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



