"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka". Asan'ny Apostoly 17 : 30
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6 : 18
Tohiny
"Fa tia ny voninahitra avy amin'ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin'Andriamanitra". Jaona 12 : 43
Tohiny
"Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin'ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin'ny fahazavan*'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny tavan'i Jesoa Kristy". [*Na: hampisehoana] II Korintiana 4 : 6
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



