"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora". [*na: ho aty aminao] [**heb. voavonjy] Zakaria 9 : 9
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin'ny tranon'i Ahaza, izay nataon'ireo mpanjakan'ny Joda, sy ny alitara izay nataon'i Manase tao anatin'ny kianja roa tamin'ny tranon'i Jehovah, dia noravan'ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin'ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony". II Mpanjaka 23 : 12
Tohiny
"Fa ankehitriny, rehefa mahalala an'Andriamanitra ianareo — nefa tsy izany, fa Izy no mahalala anareo — nahoana ianareo no dia miverina indray ho amin'ny abidim-pianarana malemy sady tsy misy na inona na inona, nefa tianareo hotompoina indray?". Galatiana 4 : 9
Tohiny
"Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo". Lioka 22 : 26
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



