"Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin'ny tongony (Salamo 110:1)". — I Korintiana 15 : 25
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary katsaho izay hiadanan'ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin'i Jehovah ho azy; fa raha miadana izy, dia mba hiadana koa ianareo". — Jeremia 29 : 7
Tohiny
"Ary ho halan'ny olona rehetra ianareo noho ny anarako: fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena". — Marka 13 : 13
Tohiny
"Ary Izy no ho fiadanana". — Mika 5 : 4a
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



