Messages récents par Mpanoratra

"Fa amin'izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny sampin*' ny mpanjakany, ka dia honina ao aminy mandrakizay Aho". [*Hebreo: fatin']  Ezekiela 43 : 1-9 (and.9)
Tohiny

"Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Ianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko".  Salamo 143 : 7-12 (and.8)
Tohiny

"Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita". Mpitsara 6 : 33-40 (and.34)
Tohiny

"Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy".  Lioka 1 : 67-80 (and.68)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.