"Dia hoy Jesoa taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra". — Matio 22 : 21
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin'Andriamanitra". — Romana 13 : 1
Tohiny
"Ary hoy Samoela tamin'i Saoly: Nanao adala ianao; tsy nitandrina ny didin'i Jehovah Andriamanitrao izay nandidiany anao ianao; fa raha tsy izany, ankehitriny Jehovah dia ho nampitoetra ny fanjakanao amin'ny Isiraely ho mandrakizay". — I Samoela 13 : 13
Tohiny
"Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo". — II Petera 3 : 17
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.