Messages récents par Mpanoratra

"Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesoa Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto* amin'ny fisaorana". [*Na: (mitombo amin'izany)]. Kolosiana 2 : 6 - 7
Tohiny

"Ka hitory ny filazantsara amin'ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin'izay efa vonona rahateo ao anatin'ny voafaritra ho an'ny sasany. Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jeremia 9:23)."  II Korintiana 10 : 16 - 17
Tohiny

"Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra". Apokalypsy 14 : 6
Tohiny

"Fa izaho kosa dia feno hery, dia* ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany". [*Na:amin'] Mika 3 : 8
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.