"Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray o, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin'ny tanany, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Ianao dia Ianao irery ihany, Jehovah o, no Andriamanitra". II Mpanjaka 19 : 19
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy". Apokalypsy 20 : 15
Tohiny
"Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo". Lioka 2 : 10 - 11
Tohiny
"Koa amin'izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza raha tsy eo aho, miasà amin'ny tahotra sy ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo". Filipiana 2 : 12
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



