Messages récents par Mpanoratra

"Koa amin'izany aza mitsara na inona na inona alohan'ny fotoana, dia ny fihavian'ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin'ny maizina ka hampiseho ny fikasan'ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin'Andriamanitra izy rehetra". I Korintiana 4 : 5
Tohiny

"Fa ho moramora kokoa ny hahafoanan'ny lanitra sy ny tany noho ny hahafoanan'ny tendron-tsoratra iray monja aza amin'ny lalàna". Lioka 16 : 17
Tohiny

"Ary tsy niahanahana ny amin'ny teny fikasan'Andriamanitra tamin'ny tsy finoana izy, fa nampaherezin'ny finoana ka nanome voninahitra an'Andriamanitra ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa. Dia nisaina ho fahamarinany izany". Romana 4 : 20 - 22
Tohiny

"Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy". Matio 25 : 29
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.