Messages récents par Mpanoratra

"Ary aza mampiditra heloka amin'ny tany, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao". Deoteronomia 24 : 4
Tohiny

"Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady (Deoteronomia 24:1). Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga". Matio 5 : 31 -…
Tohiny

"Iza no mahita vehivavy tsara*? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy**". [*Na: mahay] [**Na: perla] Ohabolana 31 : 10
Tohiny

"Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja* ny lahy". * [* Grika: hatahotra] Efesiana 5 : 33
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.