Messages récents par Mpanoratra

"Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika". Salamo 34 : 3
Tohiny

"Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao (Isaia 49:6). Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra*; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino. [*Na: ny tenin'ny Tompo]". Asan'ny Apostoly 13 : 47 -…
Tohiny

"Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia". Jaona 13 : 35
Tohiny

"Jehovah, Izy no Andriamanitsika, manerana ny tany rehetra ny fitsarany". I Tantara 16 : 14
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.