"Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana". Jaona 17 : 17
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin'ny fanomban'ny elatrao aho". Salamo 61 : 4
Tohiny
"Ary ny anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io noho ny finoana ny anarany; eny, ny finoana izay azo amin'ny alalany no nahazoany izao fahasitranana tsara eto imasonareo rehetra izao". Asan'ny Apostoly 3 : 16
Tohiny
"Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny Levita hampakatra ny fiaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. Ary ny Levita nilanja ny fiaran'Andriamanitra tamin'ny hazo, tahaka ny nandidian'i Mosesy araka ny tenin'i Jehovah". I Tantara 15 : 14 - 15
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



