"Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena". Romana 11 : 36
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany". Lioka 1 : 49
Tohiny
"Ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny ka niankohoka teo anatrehany; ary nony efa nosokafany ny fitehirizan-drakiny, dia nanolotra zavatra ho Azy izy, dia volamena sy zava-manitra ary miora". Matio 2 : 11
Tohiny
"Tafatoetra ny foko, Andriamanitra o, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho". Salamo 57 : 7
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.