"Ary hoy Jesoa: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra". Jaona 9 : 39
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"... ka mampiasà ny tenanao ho amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra. Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa". — I Timoty 4 : 7b - 8
Tohiny
"Fa Ianao, Jehovah, Tompon'ny maro o, Izay mamantatra ny marina ka mizaha toetra ny voa sy ny fo. Ho hitako ny famalianao azy, fa aminao no efa nanankinako ny adiko". Jeremia 20 : 12
Tohiny
"Ary na inona na inona no angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo". Matio 21 : 22
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



