"Fa efa saiky niriko aza ho voaozona* ho afaka tamin'i Kristy ny tenako mba hahavonjeko ny rahalahiko, havako araka ny nofo, [*Grika: anatema] izay Isiraelita sady manana ny fananganan'anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana".Romana 9:3-4
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Indro, Izaho efa manorina ny fanekeko aminareo sy amin'ny taranakareo mandimby anareo". Genesisy 9 : 9
Tohiny
"Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesoa. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy". Apokalypsy 12 : 17
Tohiny
"Dia mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàn'i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia". Josoa 23 : 6
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.