"Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy". Efesiana 2 : 14-22 (and.22)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza". Joba 40 : 15-24 (and.23)
Tohiny
"Dia hoy izy taminy: Ianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio". Asan'ny Apostoly 10 : 23b -29 (and.28)
Tohiny
"Fitiavana marina no itiavany anao". Tonon-kiran'i Solomona 1 : 1-4 (and.4b)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



