"Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin'ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao". Ohabolana 22 : 17-21 (and.17)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Tsarovy Jesoa Kristy Izay natsangana tamin'ny maty, dia Ilay avy tamin'ny taranak'i Davida, araka ny filazantsarako, izay iaretako fahoriana hatramin'ny fatorana aza, ohatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin'Andriamanitra dia tsy mba voafatotra". II Timoty 2 : 8-13 (and. 8 - 9)
Tohiny
"Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy". Matio 13 : 10-15 (and.12)
Tohiny
"Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako: Tsy hiverina amiko foana izy, raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako ary ambinina amin'izay ampandehanako azy". Isaia 55 : 6-13 (and.11)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



