Messages récents par Mpanoratra

Salamo 145:15-21

"15 Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany. 16 Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra. 17 Marina Jehovah amin’ ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin’ ny asany rehetra. 18 Jehovah dia eo akaikin’ izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso…
Tohiny

1 Petera 2:2

"Fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin’ izany ho amin’ ny famonjena"
Tohiny

ALAHADY 11 MARSA 2018 – FPMA Toulouse

Efesiana 2:8-10: "Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’ Andriamanitra; tsy avy amin’ ny asa, fandrao hisy hirehareha. Fa asany isika, voaforona tao amin’ i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin’ Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy".

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.