À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 13 MEY 2018
1 Korintiana 2 :16b : « Fa izahay manana ny sain’ i Kristy ».
Resaka saina (pensée na intelligence amin’ny teny frantsay) – Resaka sain’i Kristy.
Ny Apostoly Paoly no milaza hoe : « Fa izahay manana ny sain’ i Kristy ». Ny fanontaniana apetraka amintsika dia izao : IANAO VE MANANA NY SAIN’I KRISTY ?
Fahamarinana 1 : NY OLONA MANANA NY SAIN’I KRISTY DIA MAHALALA FA NY AO AM-PON’ANDRIAMANITRA LALINA DIA NAMBARANY TAMIN’NY APOSTOLY SY NY MPAMINANY
Fahamarinana 2 : NY OLONA MANANA NY SAIN’I KRISTY DIA MAHAFANTATRA FA MISY KARAZANY 2 NY OLONA, DIA NY OLONA ARAKA NY NOFO SY NY OLONA ARAKA NY FANAHY
Fahamarinana 3 : NY OLONA MANANA NY SAIN’I KRISTY DIA OLONA FENO FANKATOAVANA – OBEISSANCE ABSOLUE
ALAKAMISY 10 MEY 2018 – ANDRO FIAKARANA
1 Timoty 3: 14-16: "Izany zavatra izany dia soratako aminao, na dia manantena hankatỳ aminao faingana aza aho; fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’ Andriamanitra, dia ny fiangonan’ Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ ny fahamarinana. Ary iaraha-manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, dia Ilay naseho teo amin’ ny nofo, nohamarinina tao amin’ ny Fanahy; hitan’ ny anjely, notorina tany amin’ ny jentilisa, ninoana teny amin’ izao tontolo izao, nakarina tamin’ ny voninahitra" .
Resaka firaiketam-po
ALAHADY 06 MEY 2018
1 Tes 1 :10a : « Ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra »
Resaka fiandrasana
Fahamarinana 1 : NY OLONA MIANDRY DIA OLONA MIALA AMIN’NY SAMPY
Fahamarinana 2 : NY OLONA TENA MIANDRY MARINA AN’I JESOA DIA MITANDRINA NY MBA TSY HITENY RATSY NY FANAHY MASINA
Fahamarinana 3 : NY OLONA MIANDRY AN’I JESOA AVY ANY AN-DANITRA DIA TSY MIPETRAPETRA-POTSINY FA MANOMPO AN’ANDRIAMANITRA VELONA
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



