Araka ny mahazatra eto amin'ny fitandremana dia nahazo fahatsiarovana avy amin'ny Fiangonana ireo raim-pianakaviana rehetra tonga nanatrika ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 17 Jona 2018.
Tsy diso anjara tamin'izany ny Mpitandrina Solofo RAMAHOLIMIHASO. Ankoatra ny fanomezana azony avy tamin'ny Fiangonana dia nahazo mofo mamy avy tamin'ny SAMPATI ny tenany.