"Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
Raiso ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny
Fanahy.
Fanahy.
Ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny
Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana".
Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana".
Efesiana 6:10-11;17-18