Sampana

Ireto avy no Sampana velona ao amin'ny Fiangonana Isotry Fitiavana

  • DORKASY

    DORKASY

    Mitory ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy amin’ny mpikambana Dorkasy sy any ivelany, mba hahatondra olom‐bonjena ho amin’ny fanjakan’Andriamanitra.

    tohiny

  • STK Zokiny

    STK Zokiny

    NY STK zokiny 50 taona niasana ho an’ny Tompo. 50 taona nitaizana ny fiainam-panahy. “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny…

    tohiny

  • STK Zandriny

    STK Zandriny

    STKZa – Tantaraina fohy Sampana Tanora Kristiana Zandriny : STK Zandriny na koa KTZ no ahalalàn’ny maro azy. Sampana velona…

    tohiny

  • SLK

    SLK

    LAHATENY FANENTANANA “Ka ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben'ny fahafenoan' i Kristy”. Efes.4,13b Izany teny faneva entina ankalazana…

    tohiny

  • SAFIF

    SAFIF

    TANTARAN’NY SAMPANA FIFOHAZANA Ny 8 Novambra 1983 no natsangana ny Biraon’ny Sampana , natrehan’ny Mpitandrina SOLOHERY Paul sy solo-tenan’ny Biraom-piangonana…

    tohiny

  • Sampati

    Sampati

    TANTARA Ny taona Febroary 1993 no nitsangan’ny Sampana Mpanazava sy Tily na SAMPATI ho isan’ny Sampana velona eto amin’ny FJKM…

    tohiny

  • Tsanta

    Tsanta

    Tsantan’ny Fitiavana Ny Tsantan’ny Fitiavana dia Antoko Mpihira niorina teto @ FJKM Isotry Fitiavana t@ taona 1996 t@ andron’i Pasteur…

    tohiny

  • VFL

    VFL

    ASA ANATINY : Mifampiarahaba samy mpikambana sy fiarahabana ny mpitandrina mivady noho ny fahatratrarana ny taona vaovao. Fiaraha-miasa eo anivon’ny…

    tohiny

  • Sekoly Alahady

    Sekoly Alahady

    Ny filoha teo aloha RAMIANDRISOA Andrianjara dia nitondra nanomboka ny taona 1995. Nisy ny fanavaozana ny Biraon’ny Sampana tamin’ny taona…

    tohiny

  • AFF

    AFF

    Tantara Ny volana Febroary 1996 tao aorian’ny fanompoam-pivavahana maraina no natao ny fanendrena ny vaomieran’ny AFF. Ka Rtoa RAMILIMANITRA Lalao…

    tohiny