
Ny vaovaon’ny FDL


SABOTSY 11 JANOARY 2025 – RODOBEN’NY FANABEAZANA
11 janvier 2025
RODOBEN'NY FANABEAZANA. Fiderana tanterahin'ireo antoko mpihira eto amin'ny Fitandremana sy Famelabelarana notontosain'i Zk Camille RAFALIMANANA. HORONANTSARY SARY Ialàna tsiny indrindra, noho ny antony, dia tsy azo sary ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny.

SABOTSY 21 DES 2024 – TAPANY 2 – FISINTONAN’NY FDL & SOLOTENAN-TSAMPANA AO @ MD, SY VADY AMAN-JANAKA
5 janvier 2025
HORONANTSARY SARY



15-16 NOV 2024 – FISINTONAN’NY FDL SY SOLOTENA SAMPANA AO @ MD, OMBAM-BADY
18 novembre 2024
Fisintonan'ny Fikambanan'ny Diakonina sy Loholona, miaraka amin'ireo Solon-tenan'ny Sampana ao amin'ny Mpihevi-draharaha, samy ombam-bady avy. Teny Ambiatibe ( Talatan'ny Volonondry ) Zoma 15 - Sabotsy 16 Novambra 2024



