Vaovaon’ny Sampana Sekoly Alahady

17 JONA 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RAY

Ny zanaky ny Fiangonana ao amin'ny Sampana Sekoly Alahady no nisolo tena ny rehetra niarahaba ny raim-pianakaviana tamin'ny alalan'ny tsianjery noho ny fetin'izy ireo.     ...

27 MEY 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RENY

Ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny fetin'ny reny dia nanolotra tsianjery ho azy ireo ny mpianatra Sekoly Alahady ato amin'ny Fitandremana Isotry Fitiavana. ...