Tafika Masina Anosipatrana,10 Febroary 2018

image_pdfPDF

Mialohan’ny hanokanana azy ireo ho isan’ny Mpandray ny fanasan’ny Tompo dia tsy maintsy manatanteraka Tafika Masina indray mandeha ireo mpianatra Katekomena. Ny Asabotsy 10 Febroary dia teny amin’ny Faritra Anosipatrana no nanatanterahana an’izany. Ny Filohan’ny AFF no nitarika ireo Katekomena teny, niaraka tamin’ny mpikambana ao amin’ny Vaomieran’ny Katekomena sy ireo “coach”.

image_pdfPDF