Fampianaran’ny Mpitandrina

Mofonaina 09 Aogositra 2024 – Salamo 93:1-5

Salamo 93:1-5 1 - NY BOKY Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 150, Fizarana 5, bokin'ny hira + Joba, Ohabolana, Tononkira ary ny Mpitoriteny. Daty: 1400-394 BC. Heverin'ny mpandinika tranainy fa ny bokin'ny Salamo ao amin'ny Baiboly dia toy ny fo ao amin'ny ...

Mofonaina 07 Aogositra 2024 – Eksodosy 40:12-16

Eksodosy 40:12-16 Fitarihana Ity anjara mofon'ainantsika ity dia mitantara ny nanamasinana an'i Arona sy ny zanany ho mpisorona. Manamasina ny tenany ny mpino: Maneke ho amasinina Araho tsara ny dingana rehetra 1. Midira am-piangonana. Ekeo ny fahotana FAMPIHARANA: Misy ireo ...

Mofonaina 06 Aogositra 2024 – Levitikosy 19:1-4

Levitikosy 19:1-4 NY BOKY Toko 27. Ity no atao hoe bokin'ny lutorjy teo amin'ny fivavahana Jiosy. Manomboka amin'ny fanatitra samihafa ny boky ary mifarana amin'ny fanorenana ny Tabernakely. Ny Sabata, ny Jobily, ny fahafolon-karena sns... NY PERIKOPA Levitikosy 19 dia ...

Mofonaina 05 Aogositra 2024 – 1 Tes 3:11-13

 1 Th 3:11-13 FITARIHANA I Tesaloniana dia mampianatra ny fiangonana mikasika ny fihavin'ny Tompo izay nahadodona ny Kristianina tamin'izany ka nahatonga azy ireo "toy ny miandry izay higadonany". Noheverin'ny fiangonana fa miandry sisa no atao satria efa ho avy ...

Mofonaina 02 Aogositra 2024 – I Samoela 16:4-13

Zoma 02 Aogositra 202 1 Sam 16:4-13 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 31 Daty: Tantara niseho 1055 BC, nosoratana tamin'ny 1055 BC Sokajin’ny bokin’ny tantara: Ny olon'Andriamanitra voalaza ao dia Samoela, Saoly, Davida. Manamarika ny Boky ny olam-pianakavian’i ...

Mofonaina 01 Aogositra 2024 – Hebreo 12:14-17

Hebreo 12:14-17 Taratasy ho an'ireo Jiosy Kristianina niaran'ny fanenjehana. MANDROSOA AMIN'NY FAHAMASINANA (Heb 12:14) Soatoavina anankiroa andrandraina amin'ny Fiangonana mitory ny Filazantsara ny fihavanana sy ny fahamasinana (Fifankatiavana sy ny fanokanan-tena ho an'Andriamanitra). Ny fijoroana amin'izany dia miantoka ny isan-jatony ...