Mofonaina 22 Aogositra 2024 – Matio 5.13-16
Mt 5:13-16 Fanondroana sy fanendrena no ataon'i Jesoa amin'izao ampahan'ny Toriteniny izao. Manamasina ny tenany ny mpino Voatondron'i Jesoa ho fahazavana ny mpino "Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao" (Mt 5.14a). Ireo mpianatra nanatona akaiky Azy no tondroin'ny Tompo eto (Mt ...
Mofonaina 21 Aogositra 2024 – Isaia 52.11-12
Isaia 52:11-12 Manamasina ny tenany ny Mpino Baikona hiala amin'ny endriky ny tsy fahamasinana ary amin'ny fomba rehetra isika: Mialà, Mivoaha, Madiova. Baiko sy Fandidiana ataon'ny Mpaminany ho an'ireo Babo tany Babylona ny hialana amin'izay tsy madio : Tsy tambazana ...
MOFONAINA 20 AOGOSITRA 2024 – MARKA 12.14-23
Marc 7:14-23 Ny resaka ataon'i Jesoa eto dia mivantana amin'ireo Fariseo izay nanome lanja ny fomba ivelany sy ny lalàna momba ny fahadiovana. Jesoa ary dia manasongadina fa ny fanamasinan-tena dia tsy fisehosehoana ivelany fa dingana miainga avy ao anatin'ny ...
Mofonaina 19 Aogositra 2024 – Jeremia 12.1-6
Jeremia 12:1-6 Hay, mpahazo antsika mpino ny toy izao miseho amin'ny Jeremia izao. Tsaroana koa ny Salamo faha-73, ilay tonon-kira nataon'i Asafa, manontany an'Andriamanitra hoe: "Nahoana no ambinina ny ratsy fanahy?" Amin'ny adim-panahy tahaka izao no iantsoana ny mpino hanamasin-tena ...
Mofonaina 16 Aogositra 2024 – 1 Kor 6:1-11
I Korintiana 6:1-11 (11) Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. — I Korintiana 6 : 11 Manamasina ny Tenany ...
Mofonaina 15 Aogositra 2024 – Lioka 12:4-7
Lioka 12:4-7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo. — Lioka 12 : 7 Manamasina ny tenany ny mpino Miaina amin'ny Fahatokiana sy ny Finoana Manoloana ny fanenjehana nahazo an'i Jesoa sy ny ...