02 Desambra 2019 – 08 Desambra 2019
« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana». 2 Tesaloniana 3 :16a Tompon’ny fiadanana. Manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia angataho fiadanana ho anao. Azy ny fiadanana. Ary Azy irery ...
25 NOVAMBRA 2019 – 01 DESAMBRA 2019
"Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy na fatana fandoroana izy". Mal.3.19 Fatana fandoroana Ao anatin’ny sokajy inona ianao? Ao anatin’ny olona nantsoin’Andriamanitra ho olon-tiany, Ao anatin’ny olona kasainy hofongarana? ...
11 NOVAMBRA 2019 – 24 NOVAMBRA 2019
« Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana ». Marka 13 :33 Zavatra 3 no asaina ataontsika eo am-piandrasana izay hihavian’ny fotoana : Mitandrema Tandremo isan’andro isan’andro ny anatra/ny hafatra. Jereo izay tokony ampiana, jereo izay tokony esorina ao amin’ny fiainanao. ...
IZAO LANITRA HITANTSIKA IZAO, ITY TANY MISY ANTSIKA ITY, DIA HO LASA AMIN’NY FIRIMORIMOANA MAFY, ARY HO LEVON’NY AFO NY TENAN’NY ZAVATRA REHETRA
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy ».2 ...
MATOA NY TOMPO MBOLA TSY TONGA, DIA SATRIA TIANY ISIKA REHETRA HO TONGA AMIN’NY FIBEBAHANA
« Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra ». 2 Petera 3 :9 MATOA NY TOMPO ...
AZONAO ANTOKA VE FA MIOMANA IANAO HO AMIN’IZANY FIVERENAN’I JESOA IZANY ?
« Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro ». 2 Petera 3 :8 Ilay fampieritreretana ry havana ...