13 JANOARY 2020 – 19 JANOARY 2020
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 SAO DIA IANAO ILAY MANJOKO ARA-PANAHY ? Nanjoko tsy afa-nitraka ity vehivavy tantaraina eto ity nandritra ny 18 ...
FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? ...
30 DESAMBRA 2019 – 12 JANOARY 2020
Andriamanitra mitsiky (Nom 6.25) Fantatrao ve izay mampitsy an’Andriamanitra ? Fantaro. Dia tanteraho. Dia hitahy anao Izy. Amen ! ...
23 DECEMBRE 2019 – 29 DECEMBRE 2019
Le Dieu de l’espérance (Rom 15.13) L’espérance, ici, n’est pas un verbe mais un nom. Cela veut dire : tu n’as pas à espérer. Comme tu dirais : j’espère avoir un beau cadeau. Tu as à demander au Dieu de ...
09 DESAMBRA 2019 – 22 DESAMBRA 2019
« Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany ». Lioka 11 :27b-28. Ray sy reny modely ara-panahy Ry havana ô, matoa ny zanatsika ...
ANDRIAMANITRA DIA TOMPON’NY FIADANANA
« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo ». 2 Tesaloniana 3 :16 Eto amin’ity 2 Tesaloniana 3 :16 ity ry havana, dia manambara ny tenany Andriamanitra, ho « ...