Ezekiela 34,20-31 / Mofonaina Talata 16 Jolay 2024
Ezekiela 34,20-31 1. NY BOKY Ny faminaniana tao amin'ny bokin'i Ezekiela dia natao teo anelanelan'ny taona 594-536 talohan'i Kristy. Izy io dia nosoratana tany amin'ny fahababoana, araka ny hita ao amin'ny Ez 1:1. Ny famaranana dia hita ao amin'ny Ez ...
Lioka 22:35-36 – Hafatra Mofonaina 15 Jolay 2024
HAFATRA Lioka 22:35-36 Teksta roa: Ao amin'ny bokin'i Lioka, misy fanirahana milaza ny fampiantranoana sy ny misy hohanina (Luc 9:3 sy Luc 10:4). Ny Tompo dia manova ny zavatra satria miova ny zava-misy: Hiditra amin'ny fahafatesana Izy, hiatrika ny mpianany. ...
Salamo 68:7-14 – Mofonaina Alarobia 10 Jolay 2024
HAFATRA Intro: Salamo 68: Fiantsoana ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra amin'ny ady (and. 1-2) ary fiantsoana ny fanjakana rehetra hanaiky ny Herin'Andriamanitra (and. 32-35). Salamo 68:7-14: Manoritra ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy any Egypta sy ny nitondran'Andriamanitra azy tamin'ny heriny. Andininy faha-9: Miara ...
Mofonaina Talata 09 Jolay 2024 – Marka 6,7-13
1. NY BOKY: Efa voaresaka tany aloha . 2. FAMARITANA NY TEKSTA: Ny eo aloha dia Jesoa tao Nazareta sy ny fandavana Azy (Marc 6,1-6). Ny aoriana dia ny Namonoana an’i Jaona Mpanao Batisa (Marc 6,14-29). Anatin’ny fotoam-panofanana ny mpianatra ...
Ohabolana 8:34 – Hafatra Mofonaina Alatsinainy 08 Jolay 2024
HAFATRA Ohabolana 8: Andriamanitra Manondro ny Tenany ho Fahendrena Fahendrena (Andriamanitra) mijoro eo amin'ny fihaonan-dalana ka miantso ny olona hihaino azy (Prov 8:1-2). Mofon'aina: Ny fahendrena miantso ny olona hihaino sy hankeo amin'ny vavahadiny ary hiandry eo amin'ny tolam-baravarany. Rehefa ...