Ireo fampianarana mandritra ny "Etude Biblique".
EKSODOSY 15.1-5; 25 Jona 2024
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA TALATA 25.06.24 EX 15:1-5 EKSODOSY: NY BOKY Isan'ny toko: 40 Andininy fototra: Ex 12:23 Heviny: Fahafahana, fandalovana, na Pask'IHWH. Datin'ny tantara: Tokony ho tamin'ny taona 1446 BC (Miainga avy eo amin'ny 1R 6:1 : Nanorenana ny Tempoly ...
1 Sam 7 : 2 – 14 ; Zoma 21 Jona 2024
1. NY BOKY Toko 31 izay mitantara ny zavaniseho tamin'ny taona 1149-1055 BC nosoratana tamin'ny 1055 BC. Samoela = Ilay nohenoin’Andriamanitra. Ato no voalaza voalohany ny teny hoe MESIA (Ilay voahosotra) ao amin'ny 1 Sam 2:10. Vanim-potoanan’ny tetezamita hidirana amin’ny ...
SALAMO 91:1-13 ; Talata 18 Jona 2024
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA NY MOFONAINA VOALAHATRA NY TALATA 18 JONA 2024 SALAMO 91:1-13 NY BOKY Salamo dia tonon-kira ampiarahina amin'ny zavamaneno. Voasoratra araka ny trangan-javatra niseho tamin'ny fiainan'ny Fiangonana na fiainan'ny mpanompon'Andriamanitra. Voaangona tamin'ny taonjato faha-3 talohan'i Jesoa Kristy. Misy ...
EFESIANA 4:11-16, Zoma 14 Jona 2024
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA EFESIANA 4:11-16 NY BOKY Taona nanoratana: 63 AD Mpanoratra: Paoly izay tao Efesosy (Asa 18:18-22). Any Torkia, faritanin’i Izmir izy ankehitriny. Tanàna tsy misy mponina firy intsony saingy mahasarika mpizahatany maro. Toerana nanoratana: Roma (tany am-pigadrana) Epistilin’ny ...
Fanoharana ny amin’i Jerosalema Vaovao
Apokalypsy 21 :2 : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin’ Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin’ ny vadiny ». 1/ Oharina amin’ny tanàna masina i Jerosalema ...