Sehatra iray ahafahan'ny mpiray faritra miombom-bavaka ny Vondron'olona miara-mivavaka.
Ora iray isan-kerinandro no hanatanterahina izany ary miankina amin'ny faritra misy anao ny andro sy ora.
Tahak'izao ny fizotry ny fotoana:
- Fanombohana amin'ny alalan'ny Salamo fiderana - Hira - Vavaka
- Salamo fiderana
- Hafatra 1mn30
- Fampianarana arahina fandinihan-tena mivavaka mandohalika
- Fifampitondra am-bavaka - Fitondrana am-bavaka ny fiainan'ny Fiangonana
- Famaranana
Ho anao izay maniry ny hanatrika an'izany fotoana izany dia ireto ny fotoana sy toerana.
Miandry anao ny Tompo ry havana.
FJKM |
|||||
VONDRON’ OLONA MIARA MIVAVAKA |
|||||
|
FARITRA |
Fihaonana isan-kerinandro |
Mpiandraikitra faritra |
||
Andro |
Ora |
Toerana |
|||
1 |
ISOTRY |
Alakamisy hariva |
5.30-6.30 |
Eo am-pitadiavana toerana vaovao |
RAMANANORONIAINA |
2 |
AMPASAMADINIKA |
Alakamisy hariva |
6.15-7.15 |
Tranon-Rtoa Yvonne RAVAONGITA |
RASOLOMANDIMBY |
3 |
ITAOSY |
Alakamisy hariva |
6.00-7.00 |
Tokatranon'i Atoa DAKADISY |
DAKADISY Jean |
4 |
ANOSIBE |
Zoma hariva |
6.00-7.00 |
Mme |
RABEARISATA M |
5 |
MAHAMASINA |
Alatsinainy maraina |
6.00-7.00 |
Tokantranon-dRtoa RASAMOELY Marie |
RASAMOELY |
6 |
AMPEFILOHA |
Alakamisy hariva |
6.00 |
Tokatranon'i Atoa Arsène Rakotoson mivady |
RAFARAMIADANA |
7 |
AMPEFILOHA |
Talata hariva |
6.00 |
Tokatranon'i Atoa Richard Andrianandrasana mivady |
ANDRIANANDRASANA |
8 |
AMBONDRONA-ANTANIMENA |
Alakamisy hariva |
5.30 |
Tokatranon'i Atoa |
RAKOTOMALALA |
9 |
AMBOHIPO |
Asabotsy antoandro |
1.30-2.30 |
Tokantranon'i Atoa |
RAMAHEFANJATOVO Mialy |
10 |
AMPASAPITO |
Asabotsy maraina |
6.30-7.30 |
IMMEUBLE |
RASOLOMANDIMBY Rivoson RATSIRAHONANA Franck |
11 |
AMBOHITRIMANJAKA |
Asabotsy hariva |
7.00-8.00 |
MF |
RATSIRAHONANA |
12 |
IVATO |
Zoma hariva |
6.00-7.00 |
Tokantranon'i Dr ANDRIAMAMONJY Noel Ambohibao |
RAMAROLAHY |
13 |
67HA |
Zoma hariva |
4.30 |
67 |
RAKOTOMAHARO |
14 |
IVANDRY |
Asabotsy maraina |
10 |
Tokatranon'i Atoa Ralaitsirofo Roger mivady |
RAKOTO |
15 |
ANDAVAMAMBA |
Zoma hariva |
6.00-7.00 |
Tranon-dRamatoa Ihantamanana |
ANDRIAMANANATSOA RAZANAMANANA |