https://www.youtube.com/watch?v=adCHvTnr4H0https://www.youtube.com/watch?v=x6DaABJefpc
Tohiny
12 AOGOSITRA 2018 – SVM – FITONDRANA AM-BAVAKA IREO HANALA FANADINANA
Nanatanteraka fanompoam-pivavahana teto amin'ny Fitandremana Isotry Fitiavana ny Sampana Vokovoko Manga ny Alahady 12 Aogositra hariva ho fitondrana am-bavaka ireo zanaky ny Fiangonana izay hiatrika fanadinam-panajakana amin'ity taona ity.
Ho fanantanterahana izany dia niara-niasa akaiky tamin'ny Sampana ny Sekoly La Farandole sy ny Institution Marthe Hervé.

- 1
- 2










