Archives de la catégorie: Vaovaon’ny Sampana

Vaovaon’ny Sampana

Tafika Masina SLK jona 2019

Sary vitsy tamin'ny Tafika Masina notontosain'ny SLK ny 13-16 jona 2019 tany Ampanofolaka - Ambalanirana - Ambohitrandrimasy [gallery ids="11129,11130,11131,11132,11134,11135,11136,11137,11138,11139,11140,11141,11142,11143,11144,11145,11146,11147,11148,11149,11150,11151"]
Tohiny

12 AOGOSITRA 2018 – SVM – FITONDRANA AM-BAVAKA IREO HANALA FANADINANA

  • 20180812_151310
  • 20180812_155333
  • 20180812_151255
  • 20180812_151329
  • 20180812_151735
  • 20180812_151929
  • 20180812_152059

Nanatanteraka fanompoam-pivavahana teto amin'ny Fitandremana Isotry Fitiavana ny Sampana Vokovoko Manga ny Alahady 12 Aogositra hariva ho fitondrana am-bavaka ireo zanaky ny Fiangonana izay hiatrika fanadinam-panajakana amin'ity taona ity.

Ho fanantanterahana izany dia niara-niasa akaiky tamin'ny Sampana ny Sekoly La Farandole sy ny Institution Marthe Hervé.