Archives de la catégorie: Vaovao Katekomena

Vaovao Katekomena

2018: KATEKOMENA NORAISINA HO MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO

I. ASCENSION 50 mianadahy no noraisina ho Mpandray ny fanasan'ny Tompo tamin'ny Ascension: VEHIVAVY 1 ANDRIATSIMIALONA RANTITIANA MIOTISOA 2 DERARAINY TSARARAVAKA ZINASOA 3 LIOKA RANARISON FANDRESENA 4 MBOLANOMENA HARIMANANA FETRANIAINA 5 MISAINASOA HERIZO PERLINE 6 NIVOARIDERA HASINA ITOKIANA 7 RABEARILALAO MAMINIAINA ANNIE 8 RAHARIMANANTSOA SAMMINAH 9 RAHARINIRIANTSOA ROTA TIAVINA ANITA 10 RAHARIVOLA SEHENOTSOA ROGINA 11…
Tohiny

Tafika Masina Anosipatrana,10 Febroary 2018

Mialohan'ny hanokanana azy ireo ho isan'ny Mpandray ny fanasan'ny Tompo dia tsy maintsy manatanteraka Tafika Masina indray mandeha ireo mpianatra Katekomena. Ny Asabotsy 10 Febroary dia teny amin'ny Faritra Anosipatrana no nanatanterahana an'izany. Ny Filohan'ny AFF no nitarika ireo Katekomena teny, niaraka tamin'ny mpikambana ao amin'ny Vaomieran'ny Katekomena sy ireo "coach".      
Tohiny