Archives de la catégorie: Vaovaon’ny fiangonana

Vaovaon’ny fiangonana

TAFIKA MASINA

Ny faritra Ampefiloha indray no hanatanterahan'ny Fiangonana ny Tafika Masina ao anatin'ny vina "Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara" ho an'ity taona 2018 ity
Tohiny

RECENSEMENT

Ho fanomanana ny fifidianana hisy eo anivon'ny FJKM amin'ny 2019 dia mbola mitohy ny recensement. Ho anao izay mbola tsy manana ny fiche dia azonao atao ny mandray izany ao amin'ny sekretera amin'ny andavan'andro. Ny Alahady maraina kosa dia eo an-tokotanim-piangonana no hahitanao ny komity ahafahanao maka izany. Ny famerenana ny fiche dia azonao atao…
Tohiny