[Best_Wordpress_Gallery id="12" gal_title="Alahady Ankohonana 2018 (22 Jolay)"]
Tohiny
24 JONA 2018 – TSANTAN’NY FITIAVANA
Nanatanteraka après-midi de louange tao amin'ny Akany Fitiavana ny Tsantan'ny Fitiavana ny Alahady 24 Jona 2018
Tohiny
17 JONA 2018 – FETIN’NY RAY
Araka ny mahazatra eto amin'ny fitandremana dia nahazo fahatsiarovana avy amin'ny Fiangonana ireo raim-pianakaviana rehetra tonga nanatrika ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 17 Jona 2018. Tsy diso anjara tamin'izany ny Mpitandrina Solofo RAMAHOLIMIHASO. Ankoatra ny fanomezana azony avy tamin'ny Fiangonana dia nahazo mofo mamy avy tamin'ny SAMPATI ny tenany.
Tohiny
17 JONA 2018 – TANINKETSA
Natsangana indray ny taninketsa eto anivon'ny Fitandremana Isotry Fitiavana. Nanomboka nihira ireo ankizy ny Alahady 17 Jona 2018
Tohiny



