Archives de la catégorie: Vaovao

ireo Vaovao amin’ny fiainan’ny fiangonana sy ny sampana

SABOTSY 11 JANOARY 2025 – RODOBEN’NY FANABEAZANA

RODOBEN'NY FANABEAZANA. Fiderana tanterahin'ireo antoko mpihira eto amin'ny Fitandremana sy Famelabelarana notontosain'i Zk Camille RAFALIMANANA. HORONANTSARY SARY Ialàna tsiny indrindra, noho ny antony, dia tsy azo sary ny Sampana Tanora Kristiana Zandriny. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyAWCTSA6azS5pFJNAh5043Y1E9nA-QZmdPku2QncWkDGNnsmE4WKNtqHMBdL6SrZ8W474d' main_size='2048' layout='mosaic']  
Tohiny

ALAHADY 05 JANOARY 2025 – FIARAHABANA IREO ZOKIOLONA SY IREO MPITANDRINA ISAN-TSOKAJINY

Horonantsary Sary Manasa anao hanam-paharetana eo ampiandrasana ny fisehon'ireo sary izay elaela (segondra maro na minitra) noho ny hamaron'ny sary. Misy andiany roa ireo sary, koa tsindrio ny bokotra "TOHINY" rehefa voajery ny andiany voalohany (dia mbola manasa anao hatrany hanam-paharetana eo ampiandrasana ny fisehon'ireo sary andiany faharoa). [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ryt8PmqICLLM_1qgAf-AsuUCPb3hv-sO0tvm15Hk0mtGhiPNMZdkJrAKTDehvZH670DGRJO' more='Tohiny' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny