"Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala".
Tohiny
2 Korintiana 2:17
"Fa tsy mba toy ny sasany izay manatsatso ny tenin'Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin'ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin'Andriamanitra sady eo anatrehan'Andriamanitra no itenenanay ao amin'i Kristy"
Tohiny
1 Petera 2:2
"Fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin’ izany ho amin’ ny famonjena"
Tohiny
2 Korintiana 7:10
"Fa ny alahelo araka an’ Andriamanitra miasa fibebahana ho famonjena tsy hanenenana; fa miasa fahafatesana kosa ny alahelon’ izao tontolo izao".
Tohiny