"Koa ataovy amin’ ny taranak’ Isiraely hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, ry taranak’ Isiraely, fa noho ny anarako masina, izay nolotoinareo tany amin’ ny jentilisa izay nalehanareo". Ezekiela 36:22
Tohiny
Tsianjery 29 Aprily 2018
"Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an’ ny olona rehetra, ho an’ ny mpanjaka mbamin’ izay rehetra manana fahefana"
Tohiny
Tsianjery 22 aprily 2018
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin’ny olona no hojinjany. (Galatiana 6.7)
Tohiny
Tsianjery 08 aprily 2018
"Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala". (Ohabolana:10:18)
Tohiny