"Koa raha hianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an’ izay mangataka aminy?" Lioka 11:13
Tohiny
Tsianjery 20 Mey 2018
"Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’ izay rehetra ao anatiny; Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany" Asa. 4:24b;29a
Tohiny
Tsianjery 13 Mey 2018
"Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an’ ny Fanahin’ Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany". 1 Kor.2:14
Tohiny
Tsianjery 10 Mey 2018
"Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra" Marka 16:19
Tohiny