Archives de la catégorie: Non classé

IZA NO MATAHOTRA AN’I JEHOVAH

Salamo 25:12a : « Iza no lehilahy matahotra an'i Jehovah? » Ilay fanontaniana koa dia hoe : Iza no vehivavy matahotra an’i Jehovah ? Ho antsika rehetra izany ilay izy. Iza no matahotra an’i Jehovah ? Nisy mpitoriteny anankiray niteny hoe : « Connaitre Dieu, c’est reconnaitre qu’il est Saint ». Rehefa manao Setela, Sefala……
Tohiny