Vaovao

"Izao no lazain'i Jehovah: Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoako Anao. Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko Anao; Dia hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, mba hanangana ny tany indray sy hampandova ny lova izay efa rava". Isaia 49:8  
Tohiny

"Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesoa ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko o, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao." Lioka 10:21
Tohiny