"Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry". Apokalypsy 7:10b
Tohiny
"Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena". Apokalypsy 7:12
Tohiny
"Fa Ianao, Jehovah o, aza manalavitra; ry Heriko o, faingana hamonjy ahy". Salamo 22:19
Tohiny



