Vaovao

ALAKAMISY 18 APR 2019

image_pdfPDF

"Ankehitriny mangorohoro ny fanahiko; ary ahoana no holazaiko: Ray ô, vonjeo Aho ho afaka amin’ ity ora ity? nefa izao no nihaviako ho amin’ ity ora ity. Ray ô, mankalazà ny anaranao". Jaona 12:27-28a

MBA MIVAVAHA AMIN'IZAY MOA E!

image_pdfPDF

"Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo". Lioka 24:7
Tohiny

"Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady nandà ny Andrian-tokana, dia Jesoa Kristy Tompontsika". Joda 4
Tohiny